|
|
|
|

Teny iditra1 diso paika
Singan-teny  2diso, 3paika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy nahay nandeha na nahay tetika ka resy na voa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6faire un faux coup (jeu de fanorona). [1.3]
7trompé dans ses calculs (gaina).
8qui se trompe dans ses calculs (diso). [1.54]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11